What would you like to search for?

Fitantanana maharitra sy fikobabiana ny faritra arovana COMATSA

Ny tandavanala Marojejy Tsaratanana Anjanaharibe-sud (COMATSA) dia hita eo ampovoan’ireo faritra telo any avaratr’i Madagasikara : Sofia any Andrefana, Sava any Antsinanana ary Diana any Avaratra. Io faritra arovana an-tendrombohitra, amin’ny haambo antsalany io no fonenan’ny Simpona (Propithecus candidus), anisan’ny akomba miavaka indrindra eran-tany. Ao koa no misy ny Brookesia nana (Tendrombohitra Sorata), tanalahy kely indrindra maneran-tany, hita tamin’ny 2021.

Read the full publication

Fitantanana maharitra sy fikobabiana ny faritra arovana COMATSA